Entrée | 1 ray aman-dreny |
Mots élémentaires | 2 ray, 3 amana, 4 reny |
Partie du discours | 5 locution |
Explications en malgache |
6 ny ray sy ny reny niteraka [1.1] 7 [raiamandreny] lehilahy na vehivavy omena haja sy hasina ary to teny eo amin' ny fiarahamonina [1.62] |
Explications en anglais |
8 a benefactor, a patron; lit. father and mother [1.2] |
Explications en français |
9 père et mère, un bienfaiteur, celui qui remplace les parents, les principaux chefs civils d'un état terme honorifique donné au peuple [1.3#500] 10 un bienfaiteur est un père et une mère. Expression très employée pour remercier d'un bienfait [2.415] |
Exemples |
11 Hitany tao ny nahafaty an-dray aman-dreniny nifanao tapa-bolana monja
[2.470]
12 Hoy ny ray aman-dreny iza izao Andriamingodonamanavona izao ka miady izay tsy ho tia ray aman-dreny aloha? [2.131] |
Tous les mots composés |
|
Autres orthographes | 14 raiamandreny, rayamandreny |
Analogues | 15 zokiolona |
Proverbes | 16 Proverbes contenant le mot ray aman-dreny |
Anagrammes | 17 raiamandreny, 18 ray aman-dreny |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |